Skip to main content

Posts

Inona no Mahatonga ny Olona Misafidy ny Tsy Hihaino An’Andriamanitra, ka Mandeha amin’ny lalany?

Inona no Mahatonga ny Olona Misafidy ny Tsy Hihaino An’Andriamanitra, ka Mandeha amin’ny lalany? Ao amin’ny Baiboly, Andriamanitra dia nanome didy maro maro nataony hotandreman’ny vahoaka izay nofidiany. Ireo Didy Folo dia voarakitra an-tsoratra ao amin’ny Genesisy 20. Ny lalana momba ny fety masin’Andriamanitra kosa Dia voarakitra ao amin’ny Levitikosy 23, Nomery 24-26, ary Deoteronomia 16. Andeha aloha hojerentsika ny momba ny Sabatany.  Ny Sabata dia andro fahafito amin’ny kalendrie masin’Andriamanitra, ary ny Alahady kosa no andro voalohany amin’ny herinandro.  Didin’Andriamanitra ny fitandremana ny Sabata andro fahafito Ny andro Sabata dia nosinganin’Andriamanitra manokana amin’ireo andro hafa amin’ny herinandro. Andro fitsaharana sy hanaovana fivoriana masina ny Sabata. Famantarana do amin’Andriamanitra sy ny vahoakany ny Sabata. Andeha hojerentsika ny sasany amin'ireo filazana momba ny fitandremana ny andro Sabata voarakitra ao amin’ny Baiboly:  1. Tsarovy ny andro Sabata ha
Recent posts

Soratra Masina ho Fianarana Baiboly

SORATRA MASINA HO FIANARANA BAIBOLY Tsindrio ity  raha te hahazo ity bokikely ity ianao   BATISA INONA NO ATAO BATISA:  Rom. 6:3-7; Gal. 2:20; Kol. 2:12 BATISA — ANTONY HANAOVANA AZY: Fibebahana sy Finoana an’i Jesosy Kristy:  Asa 2:38; Asa 2:39; Asa 2:41; Asa 8:36-38; Asa 10:4-6; Asa 13:24; Asa 16:31-35; Asa 19:4; Asa 20:21; Asa 22:16; Marka 1; Lioka 3:3 FANOMEZANA SAROBIDY:  Lioka 9:23-25; Lioka 14; Lioka 22:42; Asa 5:29; Asa 5:32; Rom. 12:1-2; I Kor. 6:19-20; Efes. 5:22 VOKATRY NY BATISAN’NY FIBEBAHANA —HOMENA HERY:  Mat. 3:1; Asa 1:5; Asa 2:38; Asa 8:12-17; Asa 11:15; Asa 19:1-6; Rom 8:9; Rom. 14-17; Gal. 2:20; II Pet. 1:1-10 NAHOANA — HANADIOVANA NY FAHOTANA:  Lioka 3:3; Lioka 24:47; Asa 3:19; Asa 5:31-32; Asa 22:16 NAHOANA — LALAM-PAMONJENA:  Marka 16:15-16; Asa 10:43; Rom. 5:1-10; Rom. 6 DIDIN’ANDRIAMANITRA: Asa  2:38; Asa 3:19; Asa 10:48 FOMBA ANAOVANA BATISA — ATSOBOKA TANTERAKA ANATY RANO:  Mat. 3:13-17; Lioka 3:16; Asa 1:5; Asa 8:36-38; Asa 10:46-48; Asa 11:16; Asa 19:1-6 AH